Philippians 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny zotom-po dia nanenjika ny fiangonana; araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna dia tsy nanan-tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mpanenjika ny Eglizy, raha ny amin’ny zotom-po; tsy nanan-tsiny, raha ny amin’ny fahamarinana ny amin’ny Lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nafana fo tokoa aho tamin’ny maha Farisianina ahy, ka nanenjika ny Fiangonana; ny amin’ny maha olo-marina mpanara-dalàna, dia tsy misy hokianina aho.
Malagasy Bible 1865
araka ny zotom-po, dia nanenjika ny fiangonana; araka ny fahamarinana avy amin'ny lalàna, dia tsy nanan-tsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny zotom-po dia nanenjika ny fiangonana; araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna dia tsy nanan-tsiny.
malagasy
araka ny zotom-po, dia nanenjika ny fiangonana; araka ny fahamarinana avy amin'ny lalàna, dia tsy nanan-tsiny. [ Gr. eklesia]