Philippians 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireny toa tombony ho ahy ireny anefa, dia nataoko faty antoka noho ny amin’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ireo zavatra izay noheveriko ho tombony ho ahy ireo dia ataoko ho tsinontsinona kosa ankehitriny noho ny amin’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin’i Kristy.
malagasy
Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin'i Kristy.