Philippians 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy filan-javatra anefa no ilazako izany satria efa nianatra tsy hierina aho na manao ahoana na manao ahoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy dia filan-javatra anefa no ilazako izany, fa efa nianatra ny ho afa-po amin’izay ananako aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy noho izaho sahirana no itenenako toy izao, fa efa nianatra ny hianina amin’izay ananako aho.
Malagasy Bible 1865
Tsy filan-javatra anefa no anaovako izany; fa izaho efa nianatra tsy hierina na manao ahoana na manao ahoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy filan-javatra anefa no ilazako izany satria efa nianatra tsy hierina aho na manao ahoana na manao ahoana.
malagasy
Tsy filan-javatra anefa no anaovako izany; fa izaho efa nianatra tsy hierina na manao ahoana na manao ahoana.