Philippians 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahay mivelona amin’ny fahantrana aho ary mahay mivelona amin’ny fananam-be; na aiza na aiza, ary na amin’ny inona na amin’ny inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana ary hanam-be sy hahantra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka haiko ny mihafy, haiko ny manam-be. Efa nianatra ny ho voky sy ny ho noana aho, ary ny hanam-be sy ny tsy hanana na inona na inona, na aiza na aiza, ary na amin’inona na amin’inona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haiko ny mihafy, haiko ny manam-be. Efa nianarako ny hianina na aiza na aiza ary na amin’inona na amin’inona, na voky aho na noana, na manam-be aho na sahirana.
Malagasy Bible 1865
Mahalala hietry aho, ary mahalala hitombo; na aiza na aiza, ary na amin'inona na amin'inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana aho ary hanam-be sy halahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Mahalala hietry aho, ary mahalala hitombo; na aiza na aiza, ary na amin'inona na amin'inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana aho ary hanam-be sy halahelo.