Philippians 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’Ilay mampahery ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahefa ny zavatra rehetra aho, amin’Ilay mankahery ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaka miatrika izany rehetra izany aho, noho i Kristy manome hery ahy.
Malagasy Bible 1865
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’Ilay mampahery ahy.
malagasy
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy.