Philippians 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa nanao soa ianareo tamin’ny niarahanareo ory tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsara ny nataonareo niombom-pahoriana tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa soa izao nataonareo izao: niombom-pahoriana tamiko ianareo ka nanampy ahy.
Malagasy Bible 1865
Kanefa nanao soa ianareo no niaraka ory tamiko ka niantra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa nanao soa ianareo tamin’ny niarahanareo ory tamiko.
malagasy
Kanefa nanao soa ianareo no niaraka ory tamiko ka niantra ahy.