Philippians 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fony tany Tesalonika aza aho dia nampanatitra zavatra hahasoa ahy indray mandeha amana indroa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony aho tany Tesalonika aza, dia nampanateranareo fanampiana indray mandeha aloha, dia nisy fanindroany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony aho mbola tany Tesalônika, dia efa indray mandeha amana indroa no nandefasanareo izay nilaiko.
Malagasy Bible 1865
Fa fony tany Tesalonika aza aho, dia nampanatitra ho ahy indray mandeha amana indroa ianareo hamonjy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fony tany Tesalonika aza aho dia nampanatitra zavatra hahasoa ahy indray mandeha amana indroa ianareo.
malagasy
Fa fony tany Tesalonika aza aho, dia nampanatitra ho ahy indray mandeha amana indroa ianareo hamonjy ahy.