Philippians 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy toy ny mitady ny fanomezana no ilazako izany; fa mitady ny vokatra izay hitombo ho voninahitrareo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mitady ny homena indray aho, fa ny vokatra miavosa soratana ho anareo no tadiaviko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hoe mitady fanomezana aho no milaza izany, fa mitady ny vokatra hiavosa ao amin’ny kaontin’ny miditra ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy toy ny mitady ny fanomezana no izany; fa mitady ny vokatra izay hitombo ho voninahitrareo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy toy ny mitady ny fanomezana no ilazako izany; fa mitady ny vokatra izay hitombo ho voninahitrareo aho.
malagasy
Nefa tsy toy ny mitady ny fanomezana no izany; fa mitady ny vokatra izay hitombo ho voninahitrareo aho.