Philippians 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mananatra an’i Eodia aho ary mananatra an’i Sintike mba hiray saina ao amin’ny Tompo izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangataka amin’i Evôdia aho, ary mihanta amin’i Sintikea, mba hifanara-kevitra tsara ao amin’ny Tompo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry i Eodia sy i Sintîka, miangavy mafy anareo aho mba hifanaraka, noho ianareo mpirahavavy ao amin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Mananatra an'i Eodia aho, ary mananatra an'i Syntyke, mba hiray saina ao amin'ny Tompo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mananatra an’i Eodia aho ary mananatra an’i Sintike mba hiray saina ao amin’ny Tompo izy ireo.
malagasy
Mananatra an'i Eodia aho, ary mananatra an'i Syntyke, mba hiray saina ao amin'ny Tompo izy.