Philippians 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho an’Andriamanitra Raintsika anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’Andriamanitra Raintsika anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’ilay Andriamanitra sady Raintsika anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amen.
Malagasy Bible 1865
Ary ho an'Andriamanitra Raintsika anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho an’Andriamanitra Raintsika anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena*!
malagasy
Ary ho an'Andriamanitra Raintsika anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.