Philippians 4:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova veloma ny olona masina rehetra ao amin’i Kristy Jesosy. Manao veloma anareo ny rahalahy izay ato amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’ny olona masina rehetra, ao amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin’izay rehetra isan’ny vahoakan’Andriamanitra ka tafaray amin’i Kristy Jesoa. Manao veloma anareo ny havana iray finoana, izay tafaraka amiko;
Malagasy Bible 1865
Manaova veloma ny olona masina rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. Manao veloma anareo ny rahalahy izay ato amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova veloma ny olona masina rehetra ao amin’i Kristy* Jesosy. Manao veloma anareo ny rahalahy izay ato amiko.
malagasy
Manaova veloma ny olona masina rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. Manao veloma anareo ny rahalahy izay ato amiko.