Philippians 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao veloma anareo ny olona masina rehetra, indrindra fa ny ankohonan’i Kaisara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anareo ny havana iray finoana izay ato amiko; manao veloma anareo ny olona masina rehetra, indrindra fa ry zareo ao an-dapan’i Sezara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manao veloma anareo ny vahoakan’Andriamanitra rehetra eto, fa indrindra ry zareo ao an-dapan’ny amperôra.
Malagasy Bible 1865
Manao veloma anareo ny olona masina rehetra, indrindra fa ny ankohonan'i Kaisara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao veloma anareo ny olona masina rehetra, indrindra fa ny ankohonan’i Kaisara.
malagasy
Manao veloma anareo ny olona masina rehetra, indrindra fa ny ankohonan'i Kaisara.Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo.