Philippians 4:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifalia mandrakariva ao amin’ny Tompo; hoy indray aho: Mifalia!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia mandrakariva ao amin’ny Tompo; eny averiko indray: mifalia e!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifalia mandrakariva noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Mbola antitranteriko indray: mifalia! Manehoa fandeferana amin’ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifalia mandrakariva ao amin’ny Tompo; hoy indray aho: Mifalia!
malagasy
Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia. [ Na: veloma]