Philippians 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa akaiky ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny hamoram-panahinareo: efa akaiky anie ny Tompo e!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho ela, dia ho tonga ny Tompo!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa akaiky ny Tompo.
malagasy
Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo.