Philippians 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fiadanan’Andriamanitra izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin’i Kristy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiaro ny fonareo sy ny sainareo ao amin’i Kristy Jesoa anie ny fiadanan’Andriamanitra, izay mihoatra ny fahalalana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ilay fiadanana avy amin’Andriamanitra sady mihoatra noho ny zavatra rehetra takatry ny fieritreretan’olombelona, dia hiaro ny fonareo sy ny sainareo, satria efa tafaray amin’i Kristy Jesoa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fiadanan’Andriamanitra izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin’i Kristy* Jesosy.
malagasy
Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesosy.