Proverbs 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
andeha isika hitelina azy velona tahaka ny fitelin’ny fitoeran’ny maty ary hanao azy teli-moka toy ny latsaka an-davaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hitelina azy velona isika, hoatra ny Seoly; hanao azy telomoka, toy ireo midina any an-davaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny fitelin’ny toeran’ny maty no hitelemantsika azy mbola velona ka hanaovantsika azy telimoka ho toy ny olona midina any am-pasana.
Malagasy Bible 1865
Aoka isika hitelina azy velona tahaka ny fitelin'ny fiainan-tsi-hita Ary hanao azy teli-moka toy ny latsaka any an-davaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
andeha isika hitelina azy velona tahaka ny fitelin’ny fitoeran’ny maty* ary hanao azy teli-moka toy ny latsaka an-davaka,
malagasy
Aoka isika hitelina azy velona tahaka ny fitelin'ny fiainan-tsi-hita Ary hanao azy teli-moka toy ny latsaka any an-davaka;[Heb. Sheola]