Proverbs 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, aza miara-dalana aminy ianao, arovy tsy hankany amin’ny alehany ny tongotrao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandeha miaraka aminy eny an-dalana, anaka, avilio ny tongotrao tsy ho amin’ny sakeli-dalany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, aza mba miara-dalana amin’ny olona tahaka izany; halaviro ny lalan-kalehany.
Malagasy Bible 1865
Anaka, aza miara-dalana aminy ianao; Arovy ny tongotrao tsy hankamin'ny alehany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, aza miara-dalana aminy ianao, arovy tsy hankany amin’ny alehany ny tongotrao;
malagasy
Anaka, aza miara-dalana aminy ianao; Arovy ny tongotrao tsy hankamin'ny alehany;