Proverbs 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, ny tongony mihazakazaka ho amin’ny ratsy ary mailaka erỳ izy handatsa-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mihazakazaka ho amin’ny ratsy ny tongony; ary midodododo handatsa-dra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mihazakazaka ho amin’ny ratsy izy sady dodona erỳ handatsa-dra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tongony mihazakazaka ho amin'ny ratsy Sady faingana handatsa-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, ny tongony mihazakazaka ho amin’ny ratsy ary mailaka erỳ izy handatsa-dra.
malagasy
Fa ny tongony mihazakazaka ho amin'ny ratsy Sady faingana handatsa-drà.