Proverbs 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireny mantsy dia manao vela-pandrika handatsa-dra ny tenany ihany, mamitsaka izy, nefa ny tenany ihany no ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izy ireo koa dia ny rany ihany no anaovany otrika, ny ainy ihany no hamelarany fandrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireny olon-dratsy ireny kosa dia manotrika handatsaka ny ran’ny tenany ihany; ka mamela-pandrika hamelezan-tena.
Malagasy Bible 1865
Fa ireny dia manotrika handatsaka ny ran'ny tenany ihany; Mamitsaka hahafaty ny tenany ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireny mantsy dia manao vela-pandrika handatsa-dra ny tenany ihany, mamitsaka izy, nefa ny tenany ihany no ho faty.
malagasy
Fa ireny dia manotrika handatsaka ny ran'ny tenany ihany; Mamitsaka hahafaty ny tenany ihany izy.