Proverbs 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hahalalana fahendrena sy fananarana, hahatakarana izay lazain’ny fahalalana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hahalalana ny fahendrena amam-pahaizana, hahafantarana ny lahateny misy saina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo ohabolana ireo dia hahalalan’ny olona ny fahendrena amam-panabeazana, sy hahatakarany teny hahaiza-manavaka,
Malagasy Bible 1865
Hahalalana fahendrena sy fananarana, Ary hahafantarana ny tenin'ny fahalalana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hahalalana fahendrena sy fananarana, hahatakarana izay lazain’ny fahalalana,
malagasy
Hahalalana fahendrena sy fananarana, Ary hahafantarana ny tenin'ny fahalalana;