Proverbs 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantso mafy eny an-dalambe ny Fahendrena, manandratra ny feony eny amin’ny kianja malalaka izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso mafy eny an-dalam-be ny fahendrena; manandra-peo any amin’ny kianja izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantso mafy eny ankalamanjana ny Fahendrena ka manandra-peo eny an-kianja malalaka.
Malagasy Bible 1865
Ny fahendrena miantso mafy eny ivelany; Manandratra ny feony eny an-kalalahana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantso mafy eny an-dalambe ny Fahendrena, manandratra ny feony eny amin’ny kianja malalaka izy;
malagasy
[Fiantsoana sy fananarana ataon'ny fahendrena] Ny fahendrena miantso mafy eny ivelany; Manandratra ny feony eny an-kalalahana izy;