Proverbs 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miantsoantso eny an-tampon’ny toerana feno tabataba izy; eny am-bavahadin’ny tanàna no anambaràny ny teniny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitory eo am-pihaonan-dalana maresaka izy; milaza ny teniny izy eo am-bavahady sy eny an-tanàna manao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitory eny amin’ny fihaonan-dalana be olona izy ka manambara eo am-bavahadin’ny tanàna hoe:
Malagasy Bible 1865
Mitory ao amin'izay fivorian'ny maro be mireondreona izy; Eo anoloan'ny vavahady sy ao an-tanàna no ilazany ny teniny hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miantsoantso eny an-tampon’ny toerana feno tabataba izy; eny am-bavahadin’ny tanàna no anambaràny ny teniny hoe:
malagasy
Mitory ao amin'izay fivorian'ny maro be mireondreona izy; Eo anoloan'ny vavahady sy ao an-tanàna no ilazany ny teniny hoe: