Proverbs 1:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria nankahala ny fahalalana izy ary tsy nifidy ny fahatahorana NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria izy ireo nankahala ny fahaizana, ka tsy naniry ny fahatahorana an’i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiharan’izany tokoa ianareo, satria nankahala ny fahalalana ary tsy nifidy hanaja ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Satria nankahala ny fahalalana izy Ary tsy nifidy ny fahatahorana an'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria nankahala ny fahalalana izy ary tsy nifidy ny fahatahorana NY TOMPO;
malagasy
Satria nankahala ny fahalalana izy Ary tsy nifidy ny fahatahorana an'i Jehovah,