Proverbs 1:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hahafaty ny kely saina ny fihemorany, ary ny tokitoky foanan’ny adala no handringana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny faniasiavan’ny tsy mahalala no mamono azy, ary ny tokin’ny tsy misy saina no mahavery azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny di-doha no mahafaty ny kely saina ary ny fahatokian-tena no mahavery ny adala.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fihemoran'ny kely saina hahafaty azy, Ary ny fiadanan'ny adala handringana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hahafaty ny kely saina ny fihemorany, ary ny tokitoky foanan’ny adala no handringana azy.
malagasy
Fa ny fihemoran'ny kely saina hahafaty azy, Ary ny fiadanan'ny adala handringana azy.Fa izay mihaino Ahy kosa hitoetra tsy manana ahiahy, Eny, handry fahizay izy ka tsy hatahotra ny ratsy.