Proverbs 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hanomezana hakingana ho an’ny tso-po, ary fahalalana sy fahaiza-mandinika ho an’ny zatovo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hanomezam-pahafantarana ny kely saina, ary fahalalana sy fandinihana ho an’ny tanora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anomezam-pahamalinana ho an’ny olon-tsotra ireny ary fahalalana sy fahaiza-mandinika ho an’ny tanora.
Malagasy Bible 1865
Hanomezam-pahendrena ho an'ny kely saina, Ary fahalalana sy fisainana mazava ho an'ny zatovo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hanomezana hakingana ho an’ny tso-po, ary fahalalana sy fahaiza-mandinika ho an’ny zatovo.
malagasy
Hanomezam-pahendrena ho an'ny kely saina, Ary fahalalana sy fisainana mazava ho an'ny zatovo.