Proverbs 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hahazoany ny hevitry ny ohabolana sy ny teny saro-takarina mbamin’ny tenin’ny hendry sy ny teny saro-pantarina ataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho fantany ny ohabolana aman-teny saro-pantarina, ny oha-teny sy ny ankamantatry ny olon-kendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hahatakarana ohabolana sy fanoharana ary ny tenin’olon-kendry sy ny ankamantany.
Malagasy Bible 1865
Hahafantarana ohabolana sy fanoharana, Ary ny tenin'ny hendry sy ny teny saro-pantarina ataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hahazoany ny hevitry ny ohabolana sy ny teny saro-takarina mbamin’ny tenin’ny hendry sy ny teny saro-pantarina ataony.
malagasy
Hahafantarana ohabolana sy fanoharana, Ary ny tenin'ny hendry sy ny teny saro-pantarina ataony.