Proverbs 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa fehiloha tsara tarehy amin’ny lohanao izany ary firavaka iambozonanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa fehiloha tsara tarehy amin’ny lohanao izany, ary ravaka ho an’ny vozonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
handravaka ny fiainanao izany ka toy ny fehiloha kanto eo an-dohanao ary koa toy ny rado eo am-bozonao.
Malagasy Bible 1865
Fa fehiloha tsara tarehy amin'ny lohanao izany, Ary rado amin'ny vozonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa fehiloha tsara tarehy amin’ny lohanao izany ary firavaka iambozonanao.
malagasy
Fa fehiloha tsara tarehy amin'ny lohanao izany, Ary rado amin'ny vozonao.