Proverbs 10:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anatra samihafa nataon’i Solomona. Ny zanaka hendry dia mahafaly ny rainy, fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ohabolan’i Salômôna. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy, fa ny zanaka adala mampahory ny reniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ohabolan’i Salômôna. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.
Malagasy Bible 1865
Ohabolan'i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anatra samihafa nataon’i Solomona. Ny zanaka hendry dia mahafaly ny rainy, fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.
malagasy
[Ohabolana samy hafa ny amin'ny tsi-fitovian'ny toetry ny hendry sy ny adala, mbamin'ny valin'ny ataony avy] Ohabolan'i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.