Proverbs 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loharanon’aina ny tenin’ny marina, fa loza no afenin’ny tenin’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vavan’ny marina dia loharanon’aina; fa ny vavan’ny ratsy fanahy kosa, tototra faharatsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenin’ny olo-marina dia loharanon’aina fa ny tenin’ny olon-dratsy kosa mifono herisetra.
Malagasy Bible 1865
Loharanon'aina ny vavan'ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loharanon’aina ny tenin’ny marina, fa loza no afenin’ny tenin’ny ratsy fanahy.
malagasy
Loharanon'aina ny vavan'ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan'ny ratsy fanahy. [Izahao and. 6]