Proverbs 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny molotry ny manan-tsaina no ahitana fahendrena, fa hazo fikapohana kosa no ho amin’ny lamosin’ny tsy ampy saina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eo amin’ny molotry ny manan-tsaina, ny fahendrena, fa tsora-kazo kosa no ho eo amin’ny lamosin’ny tsy ampy saina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahitana fahendrena ny tenin’ny manan-tsaina; fa tsorakazo kosa no ho an’ny lamosin’ny bado.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny molotry ny manan-tsaina no ahitam-pahendrena; Fa tsorakazo no ho amin'ny lamosin'ny tsy ampy saina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny molotry ny manan-tsaina no ahitana fahendrena, fa hazo fikapohana kosa no ho amin’ny lamosin’ny tsy ampy saina.
malagasy
Amin'ny molotry ny manan-tsaina no ahitam-pahendrena; Fa tsorakazo no ho amin'ny lamosin'ny tsy ampy saina.