Proverbs 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hendry mirakitra fahalalana, fa ny tenin’ny adala dia fandringanana mitatao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahiry raketin’ny hendry ny fahendrena; fa loza mananontanona kosa ny vavan’ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Harem-pahalalana no voaangon’ny hendry; fandringanana antomotra kosa no hateraky ny tenin’ny adala.
Malagasy Bible 1865
Ny hendry mirakitra fahalalana; Fa ny vavan'ny adala eo akaikin'ny fandringanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hendry mirakitra fahalalana, fa ny tenin’ny adala dia fandringanana mitatao.
malagasy
Ny hendry mirakitra fahalalana; Fa ny vavan'ny adala eo akaikin'ny fandringanana.