Proverbs 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fiainana ny asan’ny marina, fa ho ota ny fitomboan’ny harenan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asan’ny marina dia ho an’ny fiainana; fa ny fitomboan-karen’ny ratsy fanahy kosa dia ho an’ny fahotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny karaman’ny olo-marina dia hivelomany; fa ny vola azon’ny olon-dratsy kosa hahotany.
Malagasy Bible 1865
Ho fiainana ny asan'ny marina; Fa ho ota ny fitomboan'ny haren'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fiainana ny asan’ny marina, fa ho ota ny fitomboan’ny harenan’ny ratsy fanahy.
malagasy
Ho fiainana ny asan'ny marina; Fa ho ota ny fitomboan'ny haren'ny ratsy fanahy.