Proverbs 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mino anatra dia ho tonga eo amin’ny lalan’ny fiainana, fa mivily lalana izay manadino anatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mihaino tsara ny fampianarana dia mandeha amin’ny lalan’aina, fa izay manadino ny fananarana kosa maniasia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mitandro fifehezan-tena dia mizotra ho amin’ny fiainana; fa izay mandà anatra kosa no haniasia.
Malagasy Bible 1865
Izay mino anatra dia ho tonga eo amin'ny lalan'ny fiainana; Fa mivily izay mandà anatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mino anatra dia ho tonga eo amin’ny lalan’ny fiainana, fa mivily lalana izay manadino anatra.
malagasy
Izay mino anatra dia ho tonga eo amin'ny lalan'ny fiainana; Fa mivily izay mandà anatra.