Proverbs 10:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teny maro dia tsy ilaozan’izay ota, fa izay mahatana ny molony no hendry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teny maro tsy ilaozan’ny ota, fa ny mahatam-bava no olon-kendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny teny maro tsy ilaozam-pahadisoana; fa olo-misaina kosa ny mahatam-bava.
Malagasy Bible 1865
Ny teny maro tsy ilaozan'izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teny maro dia tsy ilaozan’izay ota, fa izay mahatana ny molony no hendry.
malagasy
Ny teny maro tsy ilaozan'izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.