Proverbs 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny harena azo tamin’ny tsy marina dia tsy mahasoa akory, fa ny fahamarinana no mamonjy amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny harena azo aman-keloka, tsy mahasoa akory, fa ny fahamarinana mamonjy amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fananana azo tamim-pomba ratsy, dia tsy mitondra soa; fa ny fahamarinana no manafaka amin’ny fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Ny harena azo amin'ny tsy marina dia tsy mahasoa na inona na inona; Fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny harena azo tamin’ny tsy marina dia tsy mahasoa akory, fa ny fahamarinana no mamonjy amin’ny fahafatesana.
malagasy
Ny harena azo amin'ny tsy marina dia tsy mahasoa na inona na inona; Fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.