Proverbs 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Volafotsy voafantina ny lelan’ny marina, fa ny fon’ny ratsy fanahy dia tsy misy vidiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Volafotsy voafantina ny lelan’ny marina, fa tsy misy vidiny kosa, ny fon’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Volafotsy voafantina ny tenin’ny olo-marina; fa ny fon’ny olon-dratsy kosa tsisy vidiny.
Malagasy Bible 1865
Volafotsy voafantina ny lelan'ny marina; Fa ny fon'ny ratsy fanahy tsy misy vidiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Volafotsy voafantina ny lelan’ny marina, fa ny fon’ny ratsy fanahy dia tsy misy vidiny.
malagasy
Volafotsy voafantina ny lelan'ny marina; Fa ny fon'ny ratsy fanahy tsy misy vidiny.