Proverbs 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitahian’NY TOMPO no mampanankarena ary tsy ampiany fisasarana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanambinan’ny Tompo no mampanan-karena; ary ny fisasaran’ny olona tsy manampy izany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitahian ’ny TOMPO no mampanankarena; ary tsy manampy inona amin’izany ny ezaky ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena, Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitahian’NY TOMPO no mampanankarena ary tsy ampiany fisasarana izany.
malagasy
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena, Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.[Na: Ary tsy ampiany alahelo]