Proverbs 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toa kilalaon’ny adala ny fanaovan-dratsy, fa ny an’ny manan-tsaina kosa dia ny fahendrena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manao ratsy no ataon’ny adala ho lalao; ary toy izany koa ny fahendrena amin’ny olona manan-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanaovan-dratsy no lalaon’ny adala; fanehoam-pahendrena kosa no an’ny mahay manavaka.
Malagasy Bible 1865
Toa laolaon'ny adala ny fanaovan-dratsy Fa raha ny manan-tsaina, dia fahendrena kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toa kilalaon’ny adala ny fanaovan-dratsy, fa ny an’ny manan-tsaina kosa dia ny fahendrena.
malagasy
Toa laolaon'ny adala ny fanaovan-dratsy Fa raha ny manan-tsaina, dia fahendrena kosa. [Na: Toa laolaon'ny adala ny fahafetsena; Fa ny manan-tsaina no manam-pahendrena]