Proverbs 10:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny vinaingitra amin’ny nify sy ny setroka amin’ny maso, dia toy izany ny malaina amin’izay maniraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny vinaingitra amin’ny nify sy ny setroka amin’ny maso, no ataon’ny malaina, amin’izay maniraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampangirifiry nify ny vinaingitra, mampangirifiry maso ny setroka; toy izany koa ny olona kamo dia mampangirifiry ny mpampiasa azy.
Malagasy Bible 1865
Toy ny vinaingitra amin'ny nify sy ny setroka amin'ny maso. Dia mba toy izany koa ny malaina amin'izay maniraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny vinaingitra amin’ny nify sy ny setroka amin’ny maso, dia toy izany ny malaina amin’izay maniraka azy.
malagasy
Toy ny vinaingitra amin'ny nify sy ny setroka amin'ny maso. Dia mba toy izany koa ny malaina amin'izay maniraka azy.