Proverbs 10:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahatahorana NY TOMPO no mahela velona, fa ny taonan’ny ratsy fanahy dia hohafohezina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahatahorana an’i Iaveh, maha lava andro, fa ny taonan’ny ratsy fanahy kosa hohafohezina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay manaja ny TOMPO ho ela velona; fa ny olon-dratsy kosa malaky maty.
Malagasy Bible 1865
Ny fahatahorana an'i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan'ny ratsy fanahy hohafohezina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahatahorana NY TOMPO no mahela velona, fa ny taonan’ny ratsy fanahy dia hohafohezina.
malagasy
Ny fahatahorana an'i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan'ny ratsy fanahy hohafohezina.