Proverbs 10:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanantenan’ny marina dia fifaliana, fa levona kosa ny fanantenan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanantenan’ny marina, dia fifaliana; fa ny fanantenan’ny ratsy fanahy kosa ho foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miteraka fifaliana ny fanantenàn’ny olo-marina; fa ny fanampoizan’ny olon-dratsy kosa ho levona.
Malagasy Bible 1865
Ny fanantenan'ny marina dia fifaliana; Fa ny fanantenan'ny ratsy fanahy ho foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanantenan’ny marina dia fifaliana, fa levona kosa ny fanantenan’ny ratsy fanahy.
malagasy
Ny fanantenan'ny marina dia fifaliana; Fa ny fanantenan'ny ratsy fanahy ho foana.