Proverbs 10:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalan’NY TOMPO dia fiarovana mafy ho an’izay tsy misy tsiny, fa faharinganana kosa ho an’ny mpanao ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lalan’i Iaveh, manda fiarovana ho an’ny marina, fa ny fandringanana kosa ho an’izay manao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fialofana ho an’ny olom-banona ny lalan’ny TOMPO, fa fandringanana kosa ho an’ny mpanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Ny lalan'i Jehovah dia fiarovana mafy ho an'izay tsy misy tsiny, Fa fandringanana kosa ho an'ny mpanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalan’NY TOMPO dia fiarovana mafy ho an’izay tsy misy tsiny, fa faharinganana kosa ho an’ny mpanao ratsy.
malagasy
Ny lalan'i Jehovah dia fiarovana mafy ho an'izay tsy misy tsiny, Fa fandringanana kosa ho an'ny mpanao ratsy.