Proverbs 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy avelan’NY TOMPO ho mosarena ny marina, fa foanany ny fitsiriritan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy avelan’i Iaveh ho mosarena ny marina, fa toheriny kosa ny fanirian’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy avelan’ny TOMPO ho noana ny marina, fa laviny kosa ny fanirian’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Tsy avelan'i Jehovah ho mosarena ny fanahin'ny marina; Fa foanany ny fanirian'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy avelan’NY TOMPO ho mosarena ny marina, fa foanany ny fitsiriritan’ny ratsy fanahy.
malagasy
Tsy avelan'i Jehovah ho mosarena ny fanahin'ny marina; Fa foanany ny fanirian'ny ratsy fanahy.