Proverbs 10:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hangozohozo mandrakizay ny marina, fa ny ratsy fanahy dia tsy honina amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny marina tsy hangozohozo na oviana na oviana; fa ny ratsy fanahy kosa tsy honina amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hihontsona na oviana na oviana ny olo-marina, fa ny olon-dratsy kosa tsy hahajanona amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ny marina tsy hangozohozo mandrakizay; Fa ny ratsy fanahy tsy honina amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hangozohozo mandrakizay ny marina, fa ny ratsy fanahy dia tsy honina amin’ny tany.
malagasy
Ny marina tsy hangozohozo mandrakizay; Fa ny ratsy fanahy tsy honina amin'ny tany.