Proverbs 10:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamokatra fahendrena ny tenin’ny marina, fa hofongorana ny lela fandainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vavan’ny marina, itsimoham-pahendrena; fa ny lela mandainga kosa hongotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahendrena no mikoriana avy eo am-bavan’ny marina; fa ny lela fandainga kosa tokony hotapahina.
Malagasy Bible 1865
Eo amin'ny vavan'ny marina no itsimohan'ny fahendrena; Fa ny lela fandainga hofongorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamokatra fahendrena ny tenin’ny marina, fa hofongorana ny lela fandainga.
malagasy
Eo amin'ny vavan'ny marina no itsimohan'ny fahendrena; Fa ny lela fandainga hofongorana.Ny molotry ny marina mahalala izay ankasitrahana; Fa ny vavan'ny ratsy fanahy dia feno fitaka.