Proverbs 10:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny molotry ny marina dia mahalala izay ankasitrahana, fa ny tenin’ny ratsy fanahy dia feno fitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny molotry ny marina mahalala izay mahafinaritra, fa ny vavan’ny ratsy fanahy kosa, mahalala ny haratsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny molotry ny olo-marina dia miboiboika halemem-panahy, fa fitaka no mameno ny vavan’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Ny molotry ny marina mahalala izay ankasitrahana; Fa ny vavan'ny ratsy fanahy dia feno fitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny molotry ny marina dia mahalala izay ankasitrahana, fa ny tenin’ny ratsy fanahy dia feno fitaka.
malagasy
Ny molotry ny marina mahalala izay ankasitrahana; Fa ny vavan'ny ratsy fanahy dia feno fitaka.