Proverbs 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tonga mahantra ny miraviravy tanana amin’ny asany, fa mampanankarena ny tanan’ny mazoto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay malaina amin’ny asany, ho tonga mahantra, fa ny tanan’ny mazoto kosa, manangon-karena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanana tsy miasa no mampahantra; fa ny tanana mazoto kosa mampanan-karena.
Malagasy Bible 1865
Ho tonga malahelo ny miraviravy tanana amin'ny asany; Fa mampanan-karena ny tanan'ny mazoto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tonga mahantra ny miraviravy tanana amin’ny asany, fa mampanankarena ny tanan’ny mazoto.
malagasy
Ho tonga malahelo ny miraviravy tanana amin'ny asany; Fa mampanan-karena ny tanan'ny mazoto.