Proverbs 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manangona amin’ny fararano no olona hendry; fa izay sondrian-tory amin’ny taom-pijinjana no olona mampahamenatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka hendry izay mamory amin’ny fararano; fa zaza ahazoan-kenatra kosa, izay matory amin’ny taom-pijinjana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay manangom-batsy amin’ny fararano dia olo-misaina; fa izay matory amin’ny fotoam-pijinjana kosa tebahina.
Malagasy Bible 1865
Izay manangona amin'ny fararano no zanaka hendry; Fa izay sondrian-tory amin'ny taom-pijinjana no zanaka mampahamenatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manangona amin’ny fararano no olona hendry; fa izay sondrian-tory amin’ny taom-pijinjana no olona mampahamenatra.
malagasy
Izay manangona amin'ny fararano no zanaka hendry; Fa izay sondrian-tory amin'ny taom-pijinjana no zanaka mampahamenatra.