Proverbs 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fitahiana no ho eo amin’ny lohan’ny marina, fa loza no afenin’ny tenin’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lohan’ny marina iaviam-pitahiana, fa ny vavan’ny ratsy fanahy kosa tototra faharatsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fitahiana no ho amin’ny tenan’ny olo-marina; fa ny tenin’ny olon-dratsy kosa mifono herisetra.
Malagasy Bible 1865
Fitahiana no ho ao amin'ny lohan'ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fitahiana no ho eo amin’ny lohan’ny marina, fa loza no afenin’ny tenin’ny ratsy fanahy.
malagasy
Fitahiana no ho ao amin'ny lohan'ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan'ny ratsy fanahy.[Na: Fa manaron-doza]