Proverbs 10:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahatsiarovana ny marina dia fitahiana, fa ho lo ny anaran’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahatsiarovana ny marina, dia ankasitrahana azy, fa ny anaran’ny ratsy fanahy kosa, lo no alehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahîna ny fahatsiarovana ny olo-marina; fa ho hadino hatramin’ny anarany kosa ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Hankasitrahana ny fahatsiarovana ny marina; Fa ho lò ny anaran'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahatsiarovana ny marina dia fitahiana, fa ho lo ny anaran’ny ratsy fanahy.
malagasy
Hankasitrahana ny fahatsiarovana ny marina; Fa ho lò ny anaran'ny ratsy fanahy.